Hijery ny anatiny

Armenia

 

Vavolombelon’i Jehovah any Armenia

2016-08-09

ARMENIA

Vavolombelon’i Jehovah Voalohany Nahavita Fanompoana Sivily Tany Armenia

Nahavita fanompoam-pirenena ny Vavolombelona any Armenia. Sady nanampy olona izy ireo tamin’ilay izy no nanampy ny fanjakana, nefa koa tsy nenjehin’ny eritreriny.

2015-06-30

ARMENIA

Nahomby Ilay Fandaharana Momba ny Fanompoana Sivily any Armenia

Hitanao ato ny tenin’ireo Vavolombelona mandray anjara amin’izy io sy ireo mpiara-miasa aminy ary ireo tompon’andraikitra.

2014-01-20

ARMENIA

Nafahan’i Armenia Ireo Tsy Mety Manao Miaramila

Nahoana ny raharaha ara-pitsarana iray no nahatonga an’ireo Vavolombelon’i Jehovah ireo hafahana?

2013-12-24

ARMENIA

Nafahana Daholo ny Vavolombelon’i Jehovah Nogadraina Tany Armenia

Sambany izao, hatramin’ny 1993, vao tsy misy Vavolombelona migadra intsony any Armenia, noho izy ireo tsy mety manao miaramila noho ny feon’ny fieritreretany.

2015-03-03

ARMENIA

Avelan’i Armenia Manao Fanompoana Sivily Ireo Tsy Mety Manao Miaramila

Toa manaja ny zon’ireo tsy mety manao miaramila noho ny feon’ny fieritreretany i Armenia. Vavolombelon’i Jehovah maro no navela hanao fanompoana sivily.

2014-03-04

ARMENIA

Nasaina Nandoa Onitra Tamin’ny Vavolombelon’i Jehovah 17 i Armenia

Nasain’ny Fitsarana Eoropeanina Momba ny Zon’olombelona nandoa onitra 112 000 euros i Armenia, satria tsy nanaiky ny zon’ny olona 17 tsy hanao miaramila.