Topy Maso—Ghana
- 33 063 000—Mponina
- 153 657—Mpitory mampianatra Baiboly
- 2 484—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
- 1 isaky ny 220—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina
NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA
Nahafoy Tena Izy Ireo: Ghana
Miatrika zava-tsarotra maro ireo mifindra any amin’ny toerana ilana mpitory bebe kokoa, nefa mahazo valisoa be dia be koa.