ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Fitomaniana Ezekiela Daniela Hosea Joela Amosa Obadia Jona Mika Nahoma Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 Ny Taratasy Voalohany ho An’ny Korintianina Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 Topy Maso 1 Fiarahabana (1-3) Nisaotra an’i Jehovah i Paoly noho ny amin’ireo Korintianina (4-9) Fampirisihana mba hiray hina (10-17) Kristy, ilay hery sy fahendren’Andriamanitra (18-25) I Jehovah ihany no atao rehareha (26-31) 2 Fitorian’i Paoly tany Korinto (1-5) Tena miavaka ny fahendren’Andriamanitra (6-10) Ny tsy itovizan’ny olona araka ny fanahy sy ny olona araka ny nofo (11-16) 3 Mbola araka ny nofo ny Korintianina (1-4) Andriamanitra no mampitombo (5-9) Mpiara-miasa amin’Andriamanitra (9) Manorina amin’ny fitaovana tsy mety may (10-15) Tempolin’Andriamanitra ianareo (16, 17) Hadalana amin’Andriamanitra ny fahendren’izao tontolo izao (18-23) 4 Tokony ho mendri-pitokisana ny mpanompo (1-5) Tokony hanetry tena ny Kristianina (6-13) “Aza mihoatra an’izay voasoratra” (6) Toy ny hoe aseho eny ambony sehatra ny Kristianina (9) Tia sy mikarakara ny zanany ara-panahy i Paoly (14-21) 5 Nisy nijangajanga (1-5) Lalivay kely fotsiny dia efa mampitombo ny koba manontolo (6-8) Tokony hesorina ny mpanao ratsy (9-13) 6 Kristianina mifampitory eny amin’ny fitsarana (1-8) Ireo tsy handova ny Fanjakan’Andriamanitra (9-11) Ampiasao hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ny vatanareo (12-20) “Andosiro ny fijangajangana!” (18) 7 Torohevitra ho an’ny tsy manambady sy ny manambady (1-16) Mijanòna toy ny tamin’ianareo nantsoina (17-24) Ny tsy manambady sy ny maty vady (25-40) Tombony ananan’izay tsy manambady (32-35) Manambady “ao amin’ny Tompo ihany” (39) 8 Sakafo atolotra ho an’ny sampy (1-13) Amintsika dia tsy misy afa-tsy Andriamanitra tokana ihany (5, 6) 9 Ny ohatra navelan’ny apostoly Paoly (1-27) “Aza asiana fehivava ny omby” (9) “Hahita loza aho raha tsy mitory!” (16) Lasa zava-drehetra tamin’ny olona rehetra (19-23) Mifehy tena rehefa manao an’ilay hazakazaka mba hahazoana fiainana (24-27) 10 Fampitandremana avy amin’ny tantaran’ny Israely (1-13) Fampitandremana mba tsy hanompo sampy (14-22) Latabatr’i Jehovah, latabatry ny demonia (21) Fahafahana sy fiheverana ny hafa (23-33) “Ataovy mba hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ny zava-drehetra” (31) 11 “Manahafa ahy” (1) Fahefan’izay lohany sy saron-doha (2-16) Fankalazana ny Sakafo Harivan’ny Tompo (17-34) 12 Fanomezana avy amin’ny fanahy (1-11) Vatana iray, rantsambatana maro (12-31) 13 Tsara lavitra ny fitiavana (1-13) 14 Fahaizana maminany sy miteny amin’ny fiteny samihafa (1-25) Fivoriana kristianina milamina tsara (26-40) Ny toeran’ny vehivavy eo anivon’ny fiangonana (34, 35) 15 Natsangana tamin’ny maty i Kristy (1-11) Fototry ny finoana ny fitsanganana amin’ny maty (12-19) Antoka ny nananganana an’i Kristy tamin’ny maty (20-34) Vatana ara-nofo, vatana ara-panahy (35-49) Tsy mety maty sy tsy mety lo (50-57) Be atao foana amin’ny asan’ny Tompo (58) 16 Fanangonam-bola ho an’ny Kristianina tany Jerosalema (1-4) Ny toerana halehan’i Paoly (5-9) Ny fitsidihan’i Timoty sy Apolosy (10-12) Fandrisihana sy firarian-tsoa (13-24) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 1 Korintianina—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO 1 Korintianina—Topy Maso Malagasy 1 Korintianina—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt 1 Korintianina p. 1685-1686