ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Fitomaniana Ezekiela Daniela Hosea Joela Amosa Obadia Jona Mika Nahoma Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 Ny Taratasy ho An’ny Efesianina Toko 1 2 3 4 5 6 Topy Maso 1 Fiarahabana (1, 2) Fitahiana ara-panahy (3-7) Hangonina ho ao amin’i Kristy daholo ny zava-drehetra (8-14) “Fitantanan-draharaha” amin’ny fotoana voatondro (10) Nasiana tombo-kase tamin’ny fanahy masina, izay “antoka mialoha” (13, 14) Nisaotra an’Andriamanitra i Paoly satria nino ny Efesianina; nivavaka ho azy ireo (15-23) 2 Novelomina niaraka tamin’i Kristy (1-10) Noravana ilay rindrina nanasaraka (11-22) 3 Zava-miafina masina: Tafiditra koa ny hafa firenena (1-13) Ho mpiray lova amin’i Kristy ny hafa firenena (6) Fikasan’Andriamanitra hatrizay hatrizay (11) Nivavaka i Paoly mba ho azon’ny Efesianina tsara ny fahamarinana (14-21) 4 Tafaray ireo anisan’ny vatan’i Kristy (1-16) Lehilahy natao fanomezana (8) Ny toetra taloha sy ny toetra vaovao (17-32) 5 Zavatra ratsy tsy tokony hotononina na hatao (1-5) Asehoy fa zanaky ny mazava ianareo (6-14) Aoka ianareo ho feno fanahy masina (15-20) Ampiasao tsara ny fotoananareo (16) Torohevitra ho an’ny lehilahy sy ny vehivavy manambady (21-33) 6 Torohevitra ho an’ny ankizy sy ny ray aman-dreny (1-4) Torohevitra ho an’ny mpanompo sy ny tompo (5-9) Tafio daholo izay fiadiana omen’Andriamanitra (10-20) Firarian-tsoa (21-24) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Efesianina—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO Efesianina—Topy Maso Malagasy Efesianina—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt Efesianina p. 1730