Salamo 117:1, 2
-
Asaina midera an’i Jehovah ny firenena rehetra
-
Tena tia antsika sy tsy mivadika amintsika i Jehovah (2)
-
117 Derao i Jehovah, ry firenena rehetra!+Omeo voninahitra izy, ry vahoaka* rehetra!+
2 Fa tena tia antsika sy tsy mivadika amintsika izy;+Mendri-pitokisana+ mandrakizay i Jehovah.+
Derao i Jah!*+