Mangalatra
Jereo koa ny Je 2:26; Mt 19:17, 18
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
Ezk 33:14-16—Mampanantena i Jehovah hoe hamela ny helok’izay nanao ratsy, anisan’izany ny mpangalatra izay mibebaka ary miova
Jn 12:4-6—Sady mpangalatra i Jodasy Iskariota no lasa mpamadika