NY TILIKAMBO FIAMBENANA Jolay 2014 | Nahoana ny Tsara Fanahy no Mijaly?

Andriamanitra ve no tokony homen-tsiny? Sa ny Karma?

MATOAN-DAHATSORATRA

Be Loatra ny Faharatsiana!

Raha tena misy Andriamanitra ary izy no mahery indrindra, nahoana no tsy arovany amin’ny ratsy ny tsara fanahy?

MATOAN-DAHATSORATRA

Nahoana ny Tsara Fanahy no Mijaly?

Misy antony telo mahatonga ny faharatsiana.

MATOAN-DAHATSORATRA

Hifarana Ihany ve ny Faharatsiana?

Tianao ve ny hiaina ao amin’ny tontolo mahafinaritra, ka tsy hijaly intsony ny tsara fanahy?

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

Tsy Nisaraka Tamin’ny Basiko Mihitsy Aho

Jiolahy nahery setra i Annunziato Lugarà taloha, fa niova rehefa nivory indray mandeha tany amin’ny Efitrano Fanjakana.

Ahoana no Hananarana ny Ankizy?

Misy fomba telo tena mandaitra azonao ananarana ny zanakao, ao amin’ny Baiboly.

Fantatrao Ve?

Ahoana no nanamboarana ny sambo fahiny mba tsy ho tantera-drano? Ary ahoana no nitehirizana ny trondro?

Afaka Mahita An’ilay Andriamanitra Tsy Hita Maso ve Ianao?

Ahoana no hampiasanao ny ‘mason’ny fonao’?

Fanontaniana Ara-baiboly

Fomba hitadiavana fanampiana amin’Andriamanitra fotsiny ve ny vavaka?